02/11/2026
Hallo zusammen 🤗 Misy maman maromaro manontany hoe ahoana ny «Procédure» raha manao mariage civil amin’ny allemand eto Allemagne 🇩🇪
Samihafa raha gasy sy allemand 🇲🇬🇩🇪 dia raha allemand sy allemande 🇩🇪🇩🇪 ary raha gasy sy gasy 🇲🇬🇲🇬
1️⃣ Ny gasy samy gasy 🇲🇬🇲🇬 dia afaka misoratra any Mada na any amin’ny ambassade de Madagascar eto Allemagne
2️⃣ Raha gasy sy allemand 🇲🇬🇩🇪 dia afaka misoratra any Dänemark (moramora sy fohy kokoa ny procédure), na eto Allemagne ihany koa saingy lavalava sy sarotra kokoa ny procédure (mbola be taratasy atao be any Mada)
3️⃣ Raha allemand sy allemande 🇩🇪🇩🇪 (na nahazo nationalité) dia afaka misoratra eto Allemagne ary mora kokoa ny procédure
Ny 2025 izahay nametraka «Demande de mariage» tany Dänemark 🇩🇰 ary nivaly ilay izy fa efa taraiky kely tsy tamin’ny fotoana ny daty nety taminay intsony moa aveo nivaly ny nationalité ako dia nisafidy ny hisoratra eto Allemagne izahay 🇩🇪
Ho zaraiko amin’ny Video ny procédure Dänemark (izay mba fantatro sy nataonay satria efa nivaly ilay izy vao tsy notohizana intsony) ary ho zaraiko ihany koa ny procédure raha eto Berlin no misoratra ka manana ilay nationalité, mbola homaniko kely fotsiny fa araho foana ny Pejy 👰🏻♀️
Mirary soa ❤️
🇲🇬 🇩🇪